Teny iditra | 1 deronina |
Fototeny | 2 derona |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Voambolana |
4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 5 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Faritra ambony amin' ny traotraokam-biby 7 Be tretroka, misy fivontosana eo amin' ny traotraokany: Ondry deronina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to be affected with derona [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Goitre des moutons, enflure ressemblant au goitre 10 atteint du goitre [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 deronina, redonina, Renidona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |