|
|
|
|

Teny iditra 1  diavina
Fototeny  2 dia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hilitsahina: Efa faritanin' i Toamasina izao diavintsika itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be trodden on, to be walked upon, to be measured by the foot [1.2]
10 to be trodden on, to be walked over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Qu'on mesure par pieds: Tsy nodiavinao tsara ny tokotany (Vous n'avez pas bien mesuré par pieds l'emplacement)
12 Où l'on va, où l'on entre, qn'on parcourt: Aza diavinao ny tranoko (N'entrez pas chez moi) ~ Nodiaviny ny fanjakana manontolo (Il a parcouru tout le royaume) [1.3]
13 qu'on parcourt, où l'on va [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe diavina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 adivina, 17 avadiñy, diavina, 18 divaina, 19 vidiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21