| Teny iditra | 1 didiana |
| Fototeny | 2 didy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
9 Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany 10 Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be cut, to be ordered
[1.2] 12 to be cut 13 to be commanded [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on coupe
15 à qui on commande [1.8] |
| Ohatra |
16 Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka.
[2.1022#]
17 fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe didiana |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 adidina, didiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|