Teny iditra |
didy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cut [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coupe, incision [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
didy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A command, an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
|
| A command [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Commandement [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
didy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
didy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
mamo
[1.78]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
Didy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -18.1166667, 48.5333333
|
Haianarantany | didy |
|