|
|
|
|

Teny iditra 1  dihizina
Fototeny  2 dihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1]
Ohatra  9  Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59#180]
10  Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353]
11  fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113#51]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21