|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  dikatra
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  12 Enti-milaza fanaovana zavatra tsy ara-pilaharana fa mandingandingana etsy sy eroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 used in lehilahy madikatra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 action de passer d'une chose à une autre sans aucun ordre [1.3]

Teny iditra (2/2) 15  dikatra
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  18 [Tankarana] grand marcheur, stupide. [1.19]
Tovy hevitra  19 madikatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22