Teny iditra | 1 dilana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lempona na keoka eo afovoany; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy [1.1] 4 lempona lalina sady ety anelanelan'ny havoana roa [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the slender and middle part of any long thing, as a chandelier, a cup, a defile in a mountain, a gorge, or a forest; small in the middle [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 couloir 7 encoche, étranglement [1.13] 8 Étranglement, traces que laissent les lianes sur les troncs autour desquels elles s'enroulent: hazo voadilana. [Merina] [1.196] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Fivaditsoratra | 21 adilan, dalany, dilana, ladina, nadila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |