|
|
|
|

Teny iditra1  hadilanana
Fototeny  2  dilana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] (hadilañana) hadilalana, fiolahana an' elakela-bohitra
5  [1.1] toerana iva kokoa sady tery, anelanelan' ny havoana roa, ka toy ny andilana mampitohy azy roa ireo; tehezan-tany nakoan' ny riaka: Mahery ny rivotra an-kadilanana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] A dell, a dingle, a dale; an isthmus. See dilana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] défilé, arête servant de trait d'union entre deux montagnes
8  [1.5] col
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  10  ankadilanana
Kamban-teny 
Lohateny  13  Ny rivotra an-kadilanana (Razafiniaina Charlotte)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny hadilanana io

Fivaditsoratra  15  andalahany, hadilanana, halandanay, hanadalany, hanadilana, hanaladian, handalanay, hiandalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05