| Teny iditra | 1 dimbana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
12 Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
14 also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 [Tankarana] le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse.
[1.19] |
| Tsipelina hafa | 16 limbana |
| Tovy hevitra | 17 ampelamamoly |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe dimbana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|