|
|
|
|

Teny iditra 1  dimby
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
22 Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
24 a successor, a replacement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 successeur, remplaçant [1.8]
26 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
Ohatra  27  dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245#62]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe dimby
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21