|
|
|
|

Teny iditra 1  dinadina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Feno; enti-milaza ny kibo mibontsina noho ny fahavokisana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 swollen, hard, filled [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 [Tankarana] bourré, farci, gros, épais, dur. [1.19]
Mpanahaka  10  dibadiba

Fivaditsoratra  11 danidany, dinadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22