|
|
|
|

Teny iditra 1  dinganina
Fototeny  2 dingana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Itana, vikinina: Dingano io tatatra io raha te ho tonga erỳ atsimo erỳ ianao
9 Hadino, avala: Nodinganiny ny andininy fahatelo tamin' ilay hira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stepped over, to be jumped over, as a log or a ditch [1.2]
11 to be stepped over; to be skipped, to be omitted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on enjambe; qu'on omet [1.8]

Fivaditsoratra  dinganina, 13 dinginana, 14 diningana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19