|
|
|
|

Teny iditra 1  dingana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
18 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 a step, a leap [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 pas, enjambée [1.8]
Ohatra  21  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
22  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508#334]
Tovy hevitra  23 dika, vikina
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe dingana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22