|
|
|
|

Teny iditra 1  dinidy
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voadidy, didiana: Nodinidin' ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana akondro. / Nodinidinao firy ilay voasary ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 [passive with infix] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé [1.3#101]
Tovy hevitra  10 voadidy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22