|
|
|
|

Teny iditra 1  dinihina
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2]
10 to be closely examined [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3]
12 qu'on examine de près [1.8]
Ohatra  13  Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332#]
14  Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#]
15  Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe dinihina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21