Teny iditra (1/4) | 1 dinika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahakelezana, faharotsadrotsahana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] anything small, minute detail |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#106] petitesse, ténuité |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 dinika |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha: Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany: Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail 12 [1.7] careful examination |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.8] examen, consultation |
Ohatra |
14 Ary vao izay no tohizina ny dinika. [2.245] 15 Faràno eto ity dinika voalohany ity. [2.296] |
Voambolana |
16 Filôzôfia |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 22 dinika |
Fototeny | 23 dika |
Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3#103] franchi, transgressé, traduit, transcrit |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 30 voadika, malinika |
Teny iditra (4/4) | 31 dinika |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
33 [1.1] Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha |
Fanazavàna teny anglisy |
34 [1.7] chewing the cud |
Fanazavàna teny frantsay |
35 [1.8] rumination |
Voambolana |
36 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 39 daikin, dikain, dikany, dikina, dinaky, dinika, kadiny, kinady, nidika, nikady |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23 |