|
|
|
|

Teny iditra 1  diningana
Fototeny  2 dingana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly
8 Ihoarana: Nodiningany ny hady
9 Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto [1.1]
Tovy hevitra  10 voadingana

Fivaditsoratra  11 dinganina, 12 dinginana, diningana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22