|
|
|
|

Teny iditra 1  dinirina
Fototeny  2 dinitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antambahoaka] tsemboka [1.78]
10 [Tanala] (diñiriña) tsemboka, mivoa-dinitra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  11 [Provincial] to be made to perspire [1.2]
Tovy hevitra  12 diniry

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17