| Teny iditra (1/2) | 1 dinitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 hatsembohana
[1.1, 1.13] 7 fana [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 sweat, perspiration. See linitra, tsemboka
[1.2] 9 perspiration [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 [Tankarana] (diñitra) sueur.
[1.19] 11 sueur [1.8, 1.13] |
| Ohatra |
12 Nivoa-dinitra ny endriny.
[2.499#47]
13 Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48#251] 14 izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285#165] |
| Voambolana | 15 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 16 diñitra, dinitry |
| Mpanahaka | 17 linitra, 18 tsemboka |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe dinitra |
| Teny iditra (2/2) | 20 Dinitra |
| Singan-teny | 21 dinitra |
| Sokajin-teny | 22 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 23 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
24 Andriamanantena Georges |
| Mpanonta printy |
25 1973. |
| Fivaditsoratra | 26 dañitry, dinitra, Dinitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|