|
|
|
|

Teny iditra 1  disoina
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao
9 Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao
10 Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty [1.2]
12 to be held guilty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on blâme [1.8]

Fivaditsoratra  14 andisoy, 15 asidino, disoina, 16 indaosy, 17 isindao, 18 sidiona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19