Teny iditra (1/5) | 1 diso |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy marina: Diso izany filazanao izany Meloka: Diso tamin-drainao ianao namaly boraingona azy Tsy nahatratra: Diso fidirana Ilita ka voasazy ~ Diso rasa ianao ka ny taolana sisa ho anao ~ Diso fanantenana izy ka nitoloko Tsy nahita, tsy sendra: Tratra aoriana loatra ianao ka diso azy Tapaka, tsy tonga: Diso hadimiana ianao nandritra ny volana Lavo tamim-pitondmn-tena: Diso tamin' izany tovolahy nanangoly azy izany, hono, i Bako Maty: Ireo dimy ireo ihany ve ny zanakareo ~ Ireo no velona fa nisy roa diso, tompoko Loatra: Diso masaka ireto voankazo ireto ka efa misy simba. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] wrong, mistaken, in error, guilty, absent, missing. Used also in speaking of the death of the relatives of the sovereign. It governs the accusative case in the sense of missing some one, as: diso azy aho 5 [1.7] wrong; absent; lacking |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui a tort; absent, manquant; faute |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 tsontsa, solafaka, lavo |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny diso io |
Teny iditra (2/5) | 40 diso |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] Tsy fanaharan-dalana ara-pitsipika: Be diso ny lahatsoratrao |
Fanazavàna teny anglisy |
43 [1.2] an error, failure |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.8] faute |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 48 diso |
Sokajin-teny | 49 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
50 [1.78] [Bara]
mikisaka, mifindra toerana |
Teny iditra (4/5) | 51 diso |
Sokajin-teny | 52 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
53 [1.78] [Sihanaka]
maty (olona) |
Teny iditra (5/5) | 54 diso |
Sokajin-teny | 55 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
56 [1.2] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 60 diso, dosy, sody |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |