Teny iditra | diso toerana | |
Singan-teny | diso ; toerana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: very | |
Ohatra | Fa ireo tsy voatery kosa, ka milatsaka an-tsitrapo hampihorohoro ny mpiray tanindrazana aminy, toa dia zoto diso toerana izany.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |