Teny iditra | 1 diso vava |
Singan-teny | 2 diso, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] nanao hadisoam-pitenenana (nahatonga ilay fitenenana hoe vava diso tsy mba kabary) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a slip of the tongue, an unbecoming expression |
Fivaditsoratra | 6 diso vava, vava diso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |