|
|
|
|

Teny iditra 1  ditiana
Fototeny  2 dity
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Akambana sy araikitra amin' ny dity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be gummed, to be made to adhere to. Ditivina is used in the provinces [1.2]
10 to be gummed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on colle [1.8]
Tovy hevitra  12 ditina, ditivina

Fivaditsoratra  13 Dinaita, ditiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22