|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ditina
Fototeny  2 dity
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Akambana sy araikitra amin' ny dity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on rend gluant, qu'on pétrit [1.3#108]
Tovy hevitra  10 ditiana

Teny iditra (2/2) 11  ditina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13 [Merina] (corruption de dintinina). Symphonia sp. (Clusiaceaes). [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 ditañy, ditina, 17 tadiny, tadiñy, 18 tinady

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19