|
|
|
|

Teny iditra 1  ditsoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
8 Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
9 Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
11 (ivrogne) ébloui par l'alcool
12 terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Tsipelina hafa  13 ditsoka
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ditsoka
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ditsoka, 16 tsakody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22