|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  doany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
5  toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6  résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana] [1.19]
Sary 
7 

Teny iditra (2/3)8  doany
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana
11  Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
Tovy hevitra  12  ladoany

Teny iditra (3/3)13  doany (doana)
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  anôdy, doany, donay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31