|
|
|
|

Teny iditra 1  dobodoboka
Fototeny  2 doboka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 [duplicatif diminutif] [1.3#110]
Ohatra  10  Ary amin' izany fifandonana mafy izany no miteraka ny dobodoboka sy ny vovo-drano mijofo miakatra ka raha voan' ny taratr' andro dia manangana avana mahafinaritra. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19