|
|
|
|

Teny iditra 1  mampidobodoboka
Fototeny  2 dobodoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nefa ... misy zavatra miafina mampidobodoboka ny am-bavafoko loatra, tiako ho fantatrao alohan’ ny hanaovana ny fanambadiantsika [2.499#60]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26