Teny iditra | 1 dobodoboka |
Fototeny | 2 doboka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#110] [duplicatif diminutif] |
Ohatra |
6 Ary amin' izany fifandonana mafy izany no miteraka ny dobodoboka sy ny vovo-drano mijofo miakatra ka raha voan' ny taratr' andro dia manangana avana mahafinaritra. [2.643#] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |