|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  dodadoda
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 comme dedadeda [1.3]

Teny iditra (2/2) 10  dodadoda
Fototeny  11 doda
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  26 Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27 dépensier, libéral [1.3#110]
Tovy hevitra  28 doda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22