Teny iditra | fanadodadodana (dodadoda) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampirehetana be, fampiredaredana [1.1] | |
Teny iditra | fanadodadodana (dodadoda) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandanilaniana foana, firobarobana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de dépenser rapidement [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/27 |