Teny iditra (1/2) | 1 dodoria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 4 dodoria |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Ininterrompu. [1.19] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |