| Teny iditra (1/2) | 1 dohaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 prodigue par vanité, hâbleur, charlatan
[1.3#111] |
| Teny iditra (2/2) | 16 dohaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 éclat d'une voix forte, sourde, braillarde, son des bourdons, des timbres, des grandes horloges ; rauque, cassé
[1.3#112] |
| Voambolana | 26 Feo |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe dohaka |
| Fivaditsoratra | dohaka, dohàka, 28 hodaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|