Teny iditra midohaka (dohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mirehareha: Midohaka ery i sakaiza iny fa nanome vola be hamitana ny Sekoly, hono [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Prodiguer par gloriole, hâbler, faire le charlatan [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midohaka
Ny lasa : nidohaka
Ny hoavy : hidohaka
Filaza mandidy : midohafa
Ohabolana 

Teny iditra midoka (doka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mangoboka sy mitrena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Résonner sourdement et fortement, être rauque, cassé [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midohàka
Ny lasa : nidohàka
Ny hoavy : hidohàka

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/27