| Teny iditra | 1 dombo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tsy maranitra: Dombo ny antsinao
18 Donto ny lohany: Fantsika dombo [1.1] 19 tsy maranitra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 blunt, dull on the edge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 émoussé, usé, obtus
22 figuré: discrédité, annihilé, qui a fait son temps, tombé en défaveur [1.3] 23 obtus, émoussé [1.8] 24 émoussé [1.13] |
| Ohatra |
25 Toa dombo koa ialahy ity.
[2.4#55]
26 dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. [2.285#32] |
| Mpanahaka | 27 malombo |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe dombo |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|