|
|
|
|

Teny iditra 1  manadombo
Fototeny  2 dombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy
9 Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy
10 Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20