|
|
|
|

Teny iditra1  domelina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [1.1]
5  donto [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  abruti [1.3#113, 1.13]
7  Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire [1.3#113]
Ohatra  8  tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424#]
9  Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#]
Tovy hevitra  10  donto

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/12