Teny iditra mahadomelina (domelina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahadoroka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Stupéfiant [1.13]
Ohatra Raha ngeza be na kely dia kely dia mety midika fa voapoizina na vokatry ny zava-mahadomelina sasany. [2.424]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13