Teny iditra domiverina
Singan-teny dona ; miverina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Choc en retour [1.3]
 Contre-coup [1.13]
Lohateny Domiverina (Rajaonson Charles)

Teny iditra Domiverina
Singan-teny domiverina
Sokajin-teny anarana (teatira) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Opérette de 1939 [1.59]
Mpanoratra Rajaonson Charles, 1939
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22