|
|
|
|

Teny iditra 1  miverina
Fototeny  2 verina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
9 tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
10 mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
11 mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
12 manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
13 miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
14 mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3]
Ohatra  16  niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3#828]
17  tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3#828]
Tovy hevitra  18 manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe miverina
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22