|
|
|
|

Teny iditra 1  donafana
Fototeny  2 donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Semporina amin' ny setroka: Aza donafana ny vahiny, rankizy
8 Asiana: Nodonafany tehamaina ny zandriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be smoked, to be suffocated with smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on enfume; qu'on suffoque avec la fumée; [1.8]
Tovy hevitra  11 donahana

Fivaditsoratra  donafana, 12 fandoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22