Teny iditra | dongadonga (donga) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | donga | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny dongadonga io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |