|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : dongadonga

Ohabolana 1Dongadonga ka ondrikelinay, fa raha kaozatina, alikan' ny hafa. [2.558 #1006]

Ohabolana 2Dongadonga tsy soa, ohatra ohatra vomanga an-kady. [2.165]
Dikanteny frantsayGros et mauvais comme les patates dans un fossé. [2.165]
Fanazavana frantsayCes patates sont grosses mais insipides. [2.165]

Ohabolana 3Holataboka ambony tain' omby : dongadonga tsy mahafatifaty. [2.415 #4492]
Hola-taboka ambony tain' omby : dongadonga tsy mahafatifaty ary hitako omaly fa tsy nahataitra ahy. [2.558]
Holataboka ambony tain’ omby: dongadonga tsy mahafatifaty ( na: hitako omaly—fa tsy nahataitra ahy). [2.653 #1092]
Holataboka ambony tain' omby : hitako omaly, fa tsy nahataitra ahy. [2.415 #4493]
Dikanteny frantsayChampignon rond sur la bouse de vache : il est dodu, sans être ravissant à croquer. [2.415 #4492]
Champignon rond sur la bouse de vache : je l' ai vu hier, mais je n' ai pas été ému. [2.415 #4493]
Fanazavana frantsayLe champignon de bouse de vache est mauvais ; ce proverbe se disait des gens de belle apparence, mais qui ne sont bons à rien. [2.415 #4492]
Se disait des personnes. [2.415 #4493]

Fizahan-teny