Teny iditra (1/3) | 1 -dongy |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe longy |
Ohatra |
3 Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana; [2.996#] |
Teny iditra (2/3) | 4 dongy |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany! 10 Ditra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 bouderie, obstination [1.3#115] |
Ohatra |
12 Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana [2.69] |
Teny iditra (3/3) | 13 dongy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo [Sakalava]
[1.1] |
Fivaditsoratra | 16 -dongy, dongy, -dongy, dongy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/24 |