Teny iditra (1/3) | 1 midongy (dongy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitokona tsy mety manao na tsy mety mandeha: Nidongy tsy nety nihinan-kanina Ikoto 4 Manao an-ditra, maka an-keriny: Nidongy ny kilalaon-janako i Bozy kely [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to sulk, to pout [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 bouder [1.3#115, 1.8, 1.5#95] 7 être morose, être rechigné, s'entêter [1.3#115] 8 s'obstiner [1.8] 9 faire la moue [1.3#115, 1.5#95] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 Mihenahena, mihena velona, mimolotra, mampitovy molotra, mizihitra, mitokozihitra, mikiribiby, main-kazo, migin-kazo, mikim-bato, miziriziry, mamatovato, mizihizihy, mamokehana, mandongilongy, mangenahena, mamahana, mitokona |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny midongy io |
Teny iditra (2/3) | 17 MIdongy |
Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
19 Haitoetany: tanàna |
Fanazavàna teny frantsay |
20 Midongy de l'ouest, localité située dans la sous-préfecture d’Ambatofinandrahana, province de Fianarantsoa, presque à la frontière de cette province et de la province de Tuléar. Ce village est resté célèbre dans l'histoire par le fait remarquable dont il fut le théâtre lors de l’expédition du Menabe par Radama 1er en 1821 avec une armée de 14.000 hommes. Les Sakalava furent cernés par les Hova dans la ville de Midongy juchée sur une grand rocher. Après plusieurs semaines de résistance, ce fut la reddition, mais un grand nombre de Sakalava préférèrent se précipiter du haut du rocher plutôt que de tomber entre les mains des Hova [1.11#250] |
Ohatra |
21 Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Fitanisana |
Teny iditra (3/3) | 23 MIdongy |
Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
25 Haitoetany: tanàna |
Fanazavàna teny frantsay |
26 Midongy du sud, à 591 km. au S.-E. du ch.-l. de province (Fianarantsoa), préfecture de Farafangana, sur la rivière Itomampy, affluent de la Mananara, 821 il. — Admin. La sous-préfect., d’une superficie de 5.509 km2, a 6 cantons: Midongy du Sud, Andranolalina, Lavaratsy, Betotaka, Marovitsika, Ranotsara Sud, et compte 33.145 h. Production agricole : riz, patates, manioc, maïs, arachides, haricots et café. — Elevage: boeufs, porcs, moutons. Intérêt géographique : la sous-préfecture est traversée à Andranolalina par le tropique du Capricorne [1.11#251] |
Ohatra |
27 Tazanay, farany, tany Midongy Atsimo. [2.270#] 28 Tany Andapa ny lohan' izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony. [2.472#] 29 Nandalo tany amoron'Itomampy tany akaikin'i Midongy Atsimo izy, nandalo tany akaikin'Ivohibe, nihazo an'i Horombe sy Isalo. [2.508#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 31 MIdongy, midongy, MIdongy, midongy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |