Teny iditra | 1 donotra |
Fototeny | 2 dotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] voadotra, dorana, levonina amin' ny afo: Nodonotra ny fitafian' ilay matin' ny areti-mifindra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#116] brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 voadotra |
Fivaditsoratra | 10 atondro, donotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |