|
|
|
|

Teny iditra1  voadotra
Fototeny  2  dotra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) [1.3#116]
Ohatra  6  tampotanety avo mangaingaina, ary voadotra ny ahitra, ka be ny lavenona eo antoby. [2.59]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Tovy hevitra  8  donotra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/07