Teny iditra (1/2) | 1 don-tany |
Singan-teny | 2 dona, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 5 dontany |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 fomban-drazana [Tambahoaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 8 don-tany, dontany, natodin, notadin, don-tany, dontany, natodin, notadin |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/06 |