Teny iditra | 1 efadafy |
Singan-teny | 2 efatra, lafy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#182] Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira 5 [1.1#182][efa-dafy] sary misy lafiny efatra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13.fr#35] quadrilatère |
Voambolana |
7 Matematika: rafitsary |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |